Mariazy
View chords used in this chart
Simplificar
Afinação: E A D G B ECapotraste: Sem capotraste
[Intro]
G D C D G
[Verse 1]
G
Izaho sy ianao
B B7
Hatramin’izao
Em G C
Mpifankatia hiara-dia
Bm G
Faly tokoa
Am C
Tena ho toa
G Bm C D G
Ny fikasana izay niombonana
F F
C
Andro vaovao
E
Ho ahy sy ho anao
Am G F
Tsy hohadinoiko sanatria
Em Am Dm G
Fa olon-droa Hifanasoa
C Em F G C
Hikambana ho ankohonana
[Chorus]
Bb F Eb
Izao no tena hasambarantsika
F Eb Bb G
Ka ny soa hitohy hatrany Ireo
G7 F Cm F
adidy miandry antsika Tsiky
Bb
tsy tomany
Bb F Eb
Izao no tena hasambarantsika
F Eb Bb G
Ka ny soa hitohy hatrany Ireo
G7 F Cm F
adidy miandry antsika Tsiky
Bb
tsy tomany
[Bridge]
C G F G F C A A7 G Dm G C
[Verse 2]
FF
C
Isika izao
E
Tsy hifandao
Am G F
Ho fo mitempo mifangia
Em Am
Tena ho iray
Dm G
Mandrakizay
C Em F G C
Fa efa vita voady ho doria
[Chorus]
Bb F Eb
Izao no tena hasambarantsika
F Eb Bb G
Ka ny soa hitohy hatrany Ireo
G7 F Cm F
adidy miandry antsika Tsiky
Bb
tsy tomany
[Chorus]
Bb F Eb
Izao no tena hasambarantsika
F Eb Bb G
Ka ny soa hitohy hatrany Ireo
G7 F Cm F
adidy miandry antsika Tsiky
Bb
tsy tomany
[Outro]
G
Cm F Bb
Tsiky tsy tomany
G
Cm F Bb
Tsiky tsy tomany
How to play Mariazy
Use the controls above to change the key and text size. Follow the highlighted chords while listening, then practice each section slowly before playing at the original tempo.
What is the starting chord?
The first identified chord is E. You can transpose without leaving the page.
Can I play it on guitar or keyboard?
Yes. The chord progression works on acoustic guitar, electric guitar and keyboard. Adapt the voicings to your instrument and level.