Hafa Mihitsy
View chords used in this chart
Afinação: E A D G B ETecla: BbCapotraste: Sem capotraste
[Intro]
Bb Eb x2
[Verse 1]
Bb Eb
Misy fitsikiko iray
Gm F
Fanaoko rehefa ndry no miantso ahy
Bb
Eto aho dia toa variana, dia variana
Eb
Tsy fanahy iniana, na hoe fidiana ilay tsiky
Gm Dm
F'izany angamba no atao hoe tia
Bb Eb
Misy teny roa
Gm Dm
Eo am-pototry ny molotro
Bb
Tsy ho lazaiko, tsy ho tantaraiko
Eb Gm
Na ho hiraiko mandra-pikiakako ny faran'ny aiko
F
Ho rendry
Eb
Ndry anie...
Bb
Hafa mihitsy
Eb
Manome...
Bb
Tsy mitsitsy
Gm
Hianarako miaina sy mitia
F Eb
Isan'andro ny anilandry
[Chorus]
Bb F
Tsy haiko aloha na ahy ndry
Eb
F'izao no tsapako
Bb F
Ny fitempon'ny fondry
F
No gadona andihizako
Bb Gm
Ento aho dia miodina...
F
Miodina... Miodina
Eb
Mankafy
Gm F
Eny, miodina... miodina... miodina...
Eb
Anilandry
How to play Hafa Mihitsy
Use the controls above to change the key and text size. Follow the highlighted chords while listening, then practice each section slowly before playing at the original tempo.
What is the starting chord?
The first identified chord is E. You can transpose without leaving the page.
Can I play it on guitar or keyboard?
Yes. The chord progression works on acoustic guitar, electric guitar and keyboard. Adapt the voicings to your instrument and level.