Cifra de Tafandry Mandry - Ambondrona
Veja os acordes de Tafandry Mandry, de Ambondrona, e use os controles desta página para mudar o tom, ajustar a leitura e acompanhar a música enquanto toca. Ver mais cifras de Ambondrona →
Primeiro acorde: G 6 acordes identificados
Intro G Cadd9 Em7 D
verse 1
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Rehefa ariva ny andro, eto fôna aho,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
rehefa mody ny masoandro, anatitra anao.
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao ouhouh,
G Cadd9 Em7 D Cadd9 Cadd9/B D
ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao.
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Na dia nihaona aza isika, ny andro mazava,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
dia toa za ndray nivika, nialina toa ty no lava.
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Ka ho fehin'ny androany, anoraty aho toy ny omaly ouh,
G Cadd9 Em7 D Cadd9 Cadd9/B D
hoe tena tia anao, malahelo aho no faly.
[Refrão] G D Em7 Cadd9 G D Cadd9
verse 2
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Variana sy sondriana, miandry ilay fotôna,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
malahelo olon'tiana, tsy ahita teny to môna,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Soraty, andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindôna ouhouh
G Cadd9 Em7 D Cadd9 Cadd9/B D
Raiso ny avy ato ampoko ary anie, izao koa tia fôna.
[Refrão] Em7 D Am Cadd9 D Cadd9 D
verse 3
Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D
Oohooh...Tsy fanahiniko, ny manembona anao
Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D
alohan'ny andriko...
Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D
Oohooo...Zay ny faniriana, ho entiko ho nofy,
Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D
fa tsy andry ny ampitso...