Cifra de Soa Soa - Ceasar
Veja os acordes de Soa Soa, de Ceasar, e use os controles desta página para mudar o tom, ajustar a leitura e acompanhar a música enquanto toca. Ver mais cifras de Ceasar →
Primeiro acorde: E 7 acordes identificados
Afinação: E A D G B ECapotraste:
3rd traste
[Intro]
Em C D G
Em C D G
[Chorus]
Fiaretanao ny ditrako
No nahatonga zaho tia
Na narian'ny hafa
Mpanjaka vavy foana ianao aminah
Na mifamaly lava isika
Mifankatia
Em C D G
sarobidy ianao aminah
[Verse 1]
Izaho tsy nidiso fanantena oh
'traminizao isika mo milamina eh
Ditranao mbo zakako tiako ianao malalako oh
Namako @ alina e
[Pre-Chorus]
Tsy afaka hanova zaho
Safosafonao soa soa
Isika miara mifanohatoha
Hahasoa ny hoavintsika roa
Fa tsy afaka hanova zaho
Safosafonao soa soa
Isika miara mifanoha
Mba tsy ho mora rava tsika roa
[Chorus]
Fiaretanao ny ditrako
No nahatonga zaho tia
Na narian'ny hafa
Mpanjaka vavy foana ianao aminah
Na mifamaly lava isika
Mifankatia
Em C D G
sarobidy ianao aminah
[Bridge]
Em C D G
ieh ieh iehhhh ouuhhhh (*4)
[Verse 2]
Mazava ny lalakou
Refa ianao anilako
Anao fiainako
Izaho efa midelira
Tanonao zaho
Tsy mora ny mila
Tsy hila fa sasy zaho
i ampela mahazo nondra
[Pre-Chorus]
Tsy afaka hanova zaho
Safosafonao soa soa
Isika miara mifanohatoha
Hahasoa ny hoavintsika roa
Fa tsy afaka hanova zaho
Safosafonao soa soa
Isika miara mifanoha
Mba tsy ho mora rava tsika roa
[Chorus]
Fiaretanao ny ditrako
No nahatonga zaho tia
Na narian'ny hafa
Mpanjaka vavy foana ianao aminah
Na mifamaly lava isika
Mifankatia
Em C D G
Sarobidy ianao aminah
[Outro]
Em C D G
ieh ieh iehhhh ouuhhhh (*4)