Cifra interativa
Sobre:
Dificuldade: facil | Estilo: folk, world | Sentimento: suave, contemplativa | Ocasião: roda de violao, show intimista, culto | Tags: folk, world, acústica, violao, facil, suave, contemplativa, rossy
"Izahay sy i malala", com credito para Rossy, Rakoto Frah. Essa gravacao aparece relacionada ao lancamento "A World Out of Time, Volume 3: Music
of Madagascar" (ano 1996, pais US, status Official). Rosa Aurelia Guerra Morales mais conhecida profissionalmente como Rossy War, é uma cantora, compositora e dançarina peruana. A Iugoslávia (Português brasileiro) ou Jugoslávia (Português europeu) foi um país dos Bálcãs e da Europa Central que existiu de 1918 a 1992.
Simplificar
Afinação: E A D G B ECapotraste: Sem capotraste
[Verse 1]
Am E/Ab
–Any malala
G6 D/F#
–Manoratra ho anao aho,
F6 C/E
–Ny aty dia salama
D/F# G
Nefa tsy dia misy vaovao
G#dim Am E/Ab
Fa M---alahelo mafy anao aho
G6 D/F#
–Mila ho adala
F6 C/E
–Nefa atao ahoana moa
D/F# G
Fa Mamafy vao mba mioty ny voa
[Chorus]
C G/B
Fa ny aty, fa ny , aty
Bbadd9 F/A
–Miady isan’andro
Ab6 C/G
–Tsemboka ny andrina izay
D/F# G
Vao mba mahita ny soa
[Chorus]
C G/B
Fa ny aty, fa ny aty
Bbadd9 F/A
–Mamono masoandro
Ab6 C/G
–Nefa tsy kivy
G G#dim Am
–Fa mankahery f o
E/Ab C/G
–Mifofotra miary
G C
hiadanantsika roa
E7
o o o!
[Verse 2]
Am E/Ab
–Any malala
G6 D/F#
–Manoratra ho anao aho,
F6 C/E
–Voaraiko androany
D/F# G G#dim
Ny taratasinao, izay milaza fa hoe:
Am E/Ab
Angamba tsy ahandry ahy intsony ianao
G6 D/F#
–Fa hiova malala
F6 C/E
–Hangata-tso-drano
D/F#
Miangavy ahy hanadino
G
Hamela anao mba handeha
[Chorus]
C G/B
Fa ny aty, fa ny , aty
Bbadd9 F/A
–Tsy mino ny saina
Ab6 C/G D/F#
–F’ilay nolalaina, nihariana, nihafiana
G
Izao rehetra vita izao
[Verse 3]
C G/B
No any, no any
Bbadd9 F/A
–Tsy ahandry maraina
Ab6 C/G
–Nahita ny hafa
D/F# G
ka dia izao milaza fa handao tsia
F C
–Tsy mino izany aho e!,
G Am
–Fa mbola tia anao
E/Ab C/G
–Androany, androany aho dia
G Am
–Hanainga haka anao
E/Ab C/G
–Fa mino foana aho hoe
G Am
–Mbola tia ahy ianao
E/Ab
aou o!
G6 D/F#
–aou o
F
o! o! o!
Link for the song:
https://fb.watch/rnnp-P3LaA/
ESCOLHA OS ACORDES:
|
Cifras em alta
As músicas que o Mundo está tocando agora
-
1
Kleine Wolke Über Einem Französischen Mädchen
Echt
-
2
Te Adorarei
Spac
-
3
Paraíso
Danilo Santos
-
4
Clay
Manatee Commune
- 5 S Engelbewaarder Sasha & Davy
-
6
Topla Je Smrt
Metalsteel
- 7 B Mulher Danada Bonde Dos Mannuz
- 8 M Amongst Majestic Mountains Mendy Chanin
- 9 F Subject ffleetwood_macsay_that_you_love_me.crd
- 10 P Zilmen Pie In The Sky - Misc Your Songs
- 11 L A Necessary Mutilation Leviathan
-
12
Por Onde Anda Você?
Nina Fernandes
-
13
Con El Cielo
Hillsong Worship
-
14
Quem é você
Exaltasamba
-
15
Mundo Malo
Paulino Bernal
-
16
Insuburdanation
Voodoo Glow Skulls
-
17
Excelente
Lucas Santos Tiago
-
18
Fake Amor
Melody
-
19
Chora Carolina
Martinho da Vila
-
20
Breathe
Roxette