Cifra de Hay Tratrako Ianao - Ndondolah sy Tahiry
Veja os acordes de Hay Tratrako Ianao, de Ndondolah sy Tahiry, e use os controles desta página para mudar o tom, ajustar a leitura e acompanhar a música enquanto toca. Ver mais cifras de Ndondolah sy Tahiry →
Primeiro acorde: E 5 acordes identificados
Afinação: E A D G B ETecla: ECapotraste: Sem capotraste
[Intro]
2X A B
[Verse]
E B
Tondro molotra kely
A B
no nitsena ahy am-bavahady ooo
E B
fahatairana, hafa fijery
A B
dia nidika ho fambara ratsy eee
E B
ilay malala tsy foiko
A B
vao namoaka olon-kafa alan-trano ooo
E B
tantara maty paika taloha
A B
tara kely dia nampiditra angano eee
[Ref]
Hay ! tena tratrako ianao
A B
sady ambodi-omby inianao natao ooo
E B
hay malala be fikafika
A B
ka manao irony fiainanan’alika e!
E B
Hay ! tena tratrako ianao
A B
sady ambodi-omby inianao natao ooo
E B
hay malala be fikafika
A B
ka manao irony fiainanan’alika e!
2X A B
[Verse]
E B
Malala hafa fitafy
A B
hafa fihaingo toa mampiana-dratsy eee!
E B
mi-rouler "r" raha vao miteny
A B
Remba maso izy rehefa mijery eee
E B
Akama mody sari-tamana
A B
mody tsotra , mody sarisariaka eee
E B
Kary mainty tena joko tsoriaka
A B
menarana fa tsy raozy baliaka eee
[Ref]
E B
Hay tena tratrako ianao
A B
tena namako akaiky tsotra izao ooo
E B
Ts’isy tahotra na vadin’akama
A B
nefa ny ahy aloha no tena adala eee
E B A B X4
[Ref]
E B
Hay ! tena tratrako ianao
A B
sady ambodi-omby inianao natao ooo
E B
hay malala be fikafika
A B
ka manao irony fiainanan’alika e!
E B
Hay tena tratrako ianao
A B
tena namako akaiky tsotra izao ooo
E B
Ts’isy tahotra na vadin’akama
A B
nefa ny ahy aloha no tena adala eee
[Outro]
E B
Hay Tena Tratrako Ianao
A B
Tena Tratrako Ianao